Lahatsoratra farany an'i miora tamin'ny Mey, 2023
“Tsy misy afa-tsy amin'ny fiteny rosiàna ny literatiora ao amin'ny faritra Azia Afovoany”: antsafa niarahana tamin'i Ramil Niyazov-Adyldzhyan, ouïghour mpanoratra amin'ny fiteny rosiàna
Raha any Shina no mipetraka ny ankamaroan'ireo Ouïghours, dia misy marobe koa ireo zanaka am-pielezana mipetraka any Azia Afovoany, indrindra fa ao Kazakhstan, toerana ahafahan-dry zareo maneho hevitra an-kalalahana
Tatitry ny Unfreedom Monitor: Kazakhstan
Efa anaty tatitra iray izao ny valim-pikarohan'ny Advox momba ny tsirefesimandidy nomerika ao Kazakhstan. Vakio ny tsonga iray dia trohy ny pdf manontolo momba izany
Tafavoaka velona tamin'ny fanafihana mitam-piadiana nahazo azy ilay Laôsiàna mpikatroka ho an'ny tontolo iainana sy pôlitika
Niharan'ny andrana famonoana tsy mandalo fitsarana ny mpikatroka iray tao Laos. Raha mbola eo an-dalam-pihatsaràna any amin'ny hôpitaly izy, takian'ireo vondrona mpanaramaso ny zon'olombelona kosa ny hampanaovan'ny governemanta fanadihadiana momba ilay heloka
Ady amin'ny fanaovana an-tendro feno herisetra ao Sahel sy ao Afrika Andrefana : fanamby lehibe iray ho an'ireo mpitarika fivavahana
Manana andraikitra lehibe amin'ny fisorohana sy fanoherana ny fanaovana an-tendro feno herisetra ireo mpitarika fivavahana.