Lahatsoratra farany an'i miora tamin'ny Janoary, 2014
Notsikilovin'i Aostralia i Timor-Leste Mba Hahazoany Tombontsoa Ara-toekarena
Tahaka ny tia mitsikilo ireo namany sy ireo manodidina azy i Aostralia. Taorian'i Indonezia, anjaran'i Timor Atsinanana indray no nitsikera an'i Aostralia noho ny fitsikilovany ireo mpitondra azy.
Fihetseham-bahoaka Goavana Manohitra Ny Fanavakavahana Atao Amin'ireo Mainty Hoditra Any Isiraely
Niteraka fihetsiketsehana goavana tany Israely hitakiany ny zony fototra ny fanavakavahana natao ireo mpifindra monina
Zavona sy Haiyan: Ireo Loza Nahafaty Tao Azia Atsimo Atsinanana Tamin'ny 2013
Ny fandrakofan'ny Global Voices ny halotoan'ny zavona nihoatra ny sisintany tany Singapore, Malezia, ary Indonezia; sy ny fiantraikan'ilay rivodoza mahery vaika Haiyan mahafaty tany Filipina tamin'ny 2013.
SARIPIKA: Olon'i Azia Atsimo
"Mampatsiahy ahy ny hitia sy hanaja ny rehetra izany - zavatra izay zary adinon'ny olona maro aty Pakistana"
Singam-baovao Tsara 7 Mety Mbola Tsy Henonao Momba an'i Yemen
Anivon'ireo vaovao mampalahelo sy mifono herisetra heno mikasika an'i Yemen, dia afaka nangady vaovao vitsivitsy izay mety tsy tratranao izahay.
Milina Famoronana Tantara: Meograph
Namerina namoaka tafatafa iray nataon'ny Transom.org ny Rising Voices, izay niresaka tamin'i Misha Leybovich, ilay mpamorona sy PDG-n'ny Meograph - "tantara amin'ny lafiny efatra".