Lahatsoratra farany an'i miora tamin'ny Febroary, 2014
Endrik'ireo Olona Niharan'ny Tsunami Tamin'ny Taona 2004 Tany Amin'ny Ranomasimbe Indiana
Japoney mpikaroka no namoaka ny tahiry nomerika iray mikasika ny fizotran'ny asa fanarenana ny iray amin'ireo faritra voakasiky ny tsunami mafy indrindra tamin'ny taona 2004, fanarenana ny faritany indoneziana Aceh.