Lahatsoratra farany an'i miora tamin'ny Jolay, 2015
Manandrana Fanoherana Tsy Misy Herisetra “Ny Vondron’ny Fandriampahalemana” Any Kolombia
Satria mitohy ny fifampidinihana momba ny fandriampahalemana Kolombiana mba hamaranana ny herisetra sivily naharitra am-polony taona maro teo amin'ny governemanta sy ny mpihoko, mitaky sata tsy miandany ho an'ny tenany amin'ny anaran'ny fandriampahalemana ireo vondrom-piarahamonina sasany.
Mailaka Tafaporitsaka: Mampahafantatra Ny Antsipirihany Momba Ireo ‘Mpilatsaka An-tsitrapon’ny Sivilizasionan’ny Tanora’ Ao Amin’ny Tranonkala Any Shina
'Miteny mahitsy amin’ny ilàna azy ary mitarika ho any amin’ny tsara ny hevitra sy ny eritreritra diso mba hambolena ny fomba fisainana sy ny fihetseham-po misongadina ao amin'ny Aterineto.'
Ny Olona Tena Mahery Fo Vao Haingana Indrindra Any India : Tsy Hafa Fa i Mary Kom, Ilay Tompon-Daka Amin’ny Ady Totohondry
Misy olona tena mahery fo vaovao amin’ny sarimiaina, ho avy tsy ho ela ao amin’ny efijerin’ny fahitalavitra any India. Tsy i Spiderman. Tsy i Hulk tsy mampino. I Mary Kom, ilay Mpanao Ady Totohondry Tompon-Daka Olaimpika any India izany.