Lahatsoratra farany an'i miora tamin'ny Septambra, 2023
Ireo vokatry ny fanavakavahana amin'ny aterineto sy fitondrana jadona ho an'ireo vitsy an'isa
Any amin'ny ankamaroan'ny firenena, ny telo ampahefatra na mihoatra izany amin'ireo lasibatry ny fankahalana an-tserasera dia anatinà vondrona vitsy an'isa daholo, ary ny vehivavy no tena lasibatra be indrindra amin'izany.
Lalàna vaovao henjana mandrahona ny tsiambaratelon'ny angondrakitra sy ny fiarovana ny fanarahamaso an'i Tanzania
Mamela toerana ho an'ny fananararaotana ny tsy fahampian'ny fiarovana ny angondrakitra sy ny tsy fisian'ny lalàna mazava mifehy ny fiainana manokana any Tanzania.
Kamerona : na nampidirana teknika vaovao ho fanarahamaso aza dia mbola mizaka tsindry noho ny asan'olombelona ihany ny Valanjavaboary Nasiônaly Boumba Bek
« Ny 2017 hatramin'ny 2021, tena nihena be ny fihazàna sy ny asa hafa tsy araka ny lalàna nataon'olombelona, tranga 18 lasa 0 »
Okraina : miatrika fanamby goavambe, na izany aza dia mbola feno toky ireo mponina ao amin'ny iray amin'ireo tanàna tena rotidrotiky ny ady
Amin'ny lafiny maro, tsy ijerena fotoana na izay fomba hifaranan'ny fananihambohitra ao Okraina, tsy hahita fitsaharana mahafaly avy hatrany akory ireo vohitra sy tanàna toa an'i Izioum.
Fantaro i Daniel Frédéric Ngono, mpandika lahatsoratry ny Lingua Frantsay
GV : Ambarao bebe kokoa aminay ny momba anao DN : Ny 18 Novambra 1996 aho no teraka tao Mbalmayo, renivohitry ny departemantan'i Nyong sy So'o ao amin'ny faritra afovoan'i Kamerona....