Lahatsoratra farany an'i Miora tamin'ny Septambra, 2019
Fantaro i Subhashish Panigrahi, hampiantrano ny kaonty Twitter @AsiaLangsOnline ho an'ny herinandro 6 – 12 Aogositra

Vakio ity Fanontaniana sy Valiny ity, niarahana tamin'i Subhashish Panigrahi, mpampiantrano ny kaonty Twitter @AsiaLangsOnline ny 6 - 12 Aogositra 2019. Hizara ny fomba fijeriny ny fiteny Odia izy.