Liva Andriamanantena · Oktobra, 2018

Lahatsoratra farany an'i Liva Andriamanantena tamin'ny Oktobra, 2018

Fifidianana tany Iran: Nanao fanentanana an-tserasera ny mpanohana an'i Ahmadinejad 

Nilatsaka kandida ho an'ny fifidianana filoham-pirenena ny volana Jona 2009 ny filohan'i Iran Mahmoud Ahmadinejad . Tahaka ireo mpifaninana aminy, niandry ny fankatoavana ofisialy hifaninana tamin'ny fifidianana avy amin'ny Vaomieran'ny Mpiambina izy. Nandritra izany fotoana izany, nanomboka fanentanana antsoina hoe "Manaraka ny Hatsaram-panahy" ireo mpanohana an'i Ahmadinejad .

23 Oktobra 2018

Goatemala: Ny fomba hanehoan'ny indizeny ny zavakanto

Nisy ny fankalazana ny vahoaka tompotany sy ny fomba hanehoan'izy ireo ny mari-panondroana azy tamin'ny alalan'ny zavakanto, ny teatra ary ny fitafy nandritra ny Andro Iraisam-pirenena ho an'ny Vahoaka Indizeny Manerantany. Sasantsasany tamin'ireo ohatra fanehoana famoronana ara-javakanto ao Goatemalà ihany ireto manaraka ireto.

20 Oktobra 2018