Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Ny tombokavatsa iraisam-pirenena ho an'ny miaramila 2006

(Marihina fa tamin'ny volana Aogositra 2006 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

Amin'izao fotoana izao (2006), ny ankamaroan'ny olona monina any Brunei dia efa nahita ny Tombokavatsa Iraisam-pirenena ho an'ny Miaramila 2006 na mivantana avy ao amin'ny kianja Sultan Haji Hassanal Bolkiah na tao amin'ny fahitalavitra nasionaly RTB izany. Na izany aza, ho an'ireo izay tsy nahita izany, indro misy fanadihadiana tena mahaliana momba ilay fotoana mahavariana, miaraka amin'ny sary, ary nosoratan'i Miss Monkeyfruit , izay vao nivoaka avy tamin'ny hazon'ny ragidro!

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.