Tantara tamin'ny 06 Jona 2019
Mibilaogy ny nofinofy

hijery sarintany lehibe kokoa Fampidirana Nanangana klioba mpanoratra bilaogy ho an'ireo mpampiasa ny tolotry ny sampandraharaha misahana ny fahasalaman'ny saina ny Orizonturi Foundation ao amin'ny Campulung Moldovenesc, Romania, klioba natao...
Kongo, Ireo Zon'ny olona voan'ny SIDA

raha hijery sarintany lehibe kokoa. Fampidirana: Ao Brazzaville, Kongo, ny fikambanana fampandrosoana AZUR, tafiditra ao anatin'ny hetsika ataony AIDS Network Africa , dia manofana ireo tomponandraikitry ny serasera amin'ireo fikambanana...
Ireo vehivavin'i Minya isanandro

hijery ny Women of Minya Day by Day anaty sarintany lehibe kokoa Fampidirana: Miatrika fahasahiranana sy sakana maroibe ireo vehivavy miasa toy ny mpanao saraka an-tsaha na asa amin'ny sehatra...
Diarim-bohitra

Fampidirana: Neighbourhood Diaries – na Diarim-Bohitra – dia tetikasa fitaratra momba ny median'olontsotra an'ny Kalam, ONG iray miorina ao Kolkata mandrisika ny tanora avy amin'ireo vondrom-piarahamonina natao anjorom-bala mba haka...
Fantaro i Susan Gehr, ilay mpampiantrano ny kaonty Twitter @NativeLangsTech ho an'ny 6-12 Jona 2019

Fantaro bebe kokoa ny momba an'i Susan Gehr, ilay mpampiantrano ny kaonty @NativeLangsTechTwitter mandritra ny 5-12 Jona 2019. Hizara ny fomba fijeriny momba ny fiteny Karuk izy.
Fihaonana voalohany nikarakarana ny Jatta Wöötanö tao Boca de Ninchare

Ny tetikasa Jatta Wöötanö dia manomboka amin'ny fivoriana iaarahana amin'ireo solontena sy mpitarika avy amin'ny vondrom-piarahamonina Yekuana izay monina aop amin'ny Lembalemban'ny Renirano Caura ao Venezoelà.
Mitarika any amin'ny fampiharana ny fomba tandrefana ve ny fanentanana amin'ny mediam-baovao?

Mora kokoa ny mitsikera noho ny mandray anjara ary iray amin'ireo fanakianana izay renay matetika ao amin'ny Rising Voices ny hoe tsy maintsy hitarika any amin'ny fampiharana ny fomba tandrefana ny fanampiana ireo vondrom-piarahamonina zara raha fantatra mba ho tafiditra amin'ny resadresaka manerantany amin'ny aterineto.
Nanomboka nanoratra tamin'ny fiteniny ireo bilaogera Nari Jibon

Na dia lahatsoratra vitsivitsy monja aza no navoaka tamin'ny fiteny Bengali tao amin'ny bilaogin-dry zareo antsoina hoe Amader Kotha ("Ny Tantaranay") dia tsy nanoratra afa-tsy tamin'ny teny Anglisy noho ny tsy fisian'ny fanohanana an-tserasera sy amin'ny solosaina ho an'ny fiteny Bengali ny ankamaroan'ny bilaogera Nari Jibon.