Mibilaogy ny nofinofy


hijery sarintany lehibe kokoa

Fampidirana

orizonturi workshopNanangana klioba mpanoratra bilaogy ho an'ireo mpampiasa ny tolotry ny sampandraharaha misahana ny fahasalaman'ny saina ny Orizonturi Foundation ao amin'ny Campulung Moldovenesc, Romania, klioba natao hanofana azy ireo amin'ny fitantanana bilaogy, fampakarana lahatsary ho anaty tranonkala fifampizaràna ety anaty aterineto, ary ny fampiasàna ny tambajotra sosialy. Ny traikefa teknika vaovao azon'izy ireo dia hahafahan'ireo mpandray anjara mizara ny tantarany manokana sy mampitombo ny fahafantarana azy manokana ety anaty aterineto.

Torohay:

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.