Tantara tamin'ny 19 Septambra 2018
EWAMT: Fanombohan'ny dingana faharoa ao an-tanànan'i Taizz

Tontosa tamim-pahombiazana ny dingana voalohany niarahana tamin'ireo bilaogera mavitrika 24. Notaterin'ny sampam-baovao ao an-toerana Almotamar.net ny vaovao tamin'izany.
Mpanoratra Asongadina: Mac-Jordan Holdbrookes-Degadjor
Avy any an-tranony ao Accra, Ghana, miresaka momba ny fibilaogiany sy ny hetsika siokany ary ny fiarahamiasa maro ataony miaraka amin'ny vondrom-piarahamonina antserasera ilay mpanoratra ato amin'ny Global Voices, Mac-Jordan Holdbrookes-Degadjor.
Tari-dalana Mediam-bahoaka manerantany vita amin'ny teny Makedoniana sy Albaney

Azo trohina amin'ny teny Makedoniana sy Albaniana ankehitriny ny Tari-dalana Mediam-bahoaka Manerantany (Global Citizen Media Guide), izay efa misy amin'ny teny Anglisy, Espaniola, Frantsay, Mongoliana, sy Bangla.
Kiobà: Herintaona nibilaogina avy ao anatiny
Nanamarika ny daty tsingerintaona voalohan'ny Bloggers Cuba [es], vondrom-piarahamonin'ny bilaogera natao hanoratana momba ny fireneny "avy ao anatiny" ny 27 Novambra.
Sary avy any Brezila: Ireo loholona voampanga ho “mpandainga”
Ny graffiti eo amin'ny rindrina, hita tany Buenos Aires, saingy azo ampiharina ihany koa any Brezila mivaky hoe "Loholona, Mpangalatra!." Hoy i D.R Lynch avy any São Paulo, Brezila tao amin'ny fanazavana hoe:
Fanapariahana Avy Ao Ogandà
Mitohy ao Juba, Sodana, ireo fifampiresahana hikatsahana ny fandriampahalemana, eo amin'ny governemanta Ogandey sy ny Lord's Resistance Army (LRA). Manome tsiny ny governemanta Ogandey sy ny governemanta ao Sodana Atsimo (GOSS) i Ngomrom noho ny tsy fisian'ny fahamatorana ao anatin'ireo fifampiresahana amin'ny LRA.
Sary avy any Shily: Taratasy ho an'ny Governemanta
Nitaky ny governemantany mba hanatsara ny fandaharanasa iray izay nampanantena ny saran'ny fidirana amin'ny aterineto sy ny solosaina ho mora kokoa ho an'ny vahoaka amin'ny ankapobeny ny vondrona bilaogera Shiliana