Sary avy any Shily: Taratasy ho an'ny Governemanta

(Marihina fa tamin'ny 5 Septambra 2005 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)
chile bloggers

“Primera Carta al Gobierno sobre ‘Mi Primer PC'” avy amin'i  Leo Prieto

Araka ny efa nosoratanay teo aloha, nitaky ny governemantany mba hanatsara ny fandaharanasa iray izay nampanantena ny saran'ny fidirana amin'ny aterineto sy ny solosaina ho mora kokoa ho an'ny vahoaka amin'ny ankapobeny ny vondrona bilaogera Shiliana. Toy izao ny soratra :

On a cold Monday morning (which are always colder than any other morning), a dozen of us met up to support Luis Riveros, Director of the Center of Diffusion of Free Software, in the delivery of a letter to President Lagos with critiques and proposals of the project, “My First PC,” sponsored by the government.

Tamin'ny Alatsinainy maraina mangatsiaka (izay mangatsiaka kokoa noho ny maraina hafa) dia nisy am-polony taminay nihaona mba hanohana an'i Luis Riveros, Talen'ny Foiben'ny Fizarana Rindrambaiko Maimaim-poana, tamin'ny fandefasana taratasy ho an'ny Filoha Lagos niaraka tamin'ny fanakianana sy tolo-kevitra momba ny tetikasa “Ny Solosaiko Voalohany” izay notohanan'ny governemanta.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.