Tantara tamin'ny 17 Jona 2018
Tarika mpanaraby iraniana mihira hiram-pitiavana ho an'ny Telegram taorian'ny fanakanana azy

Raha vao niankina taminao aho, dia nosakanana tampoka ianao ary lasa ka ity VPN ity sisa no tavela eto amiko, izay hany tetezana eo amiko sy ianao.
Ilay miaramila tsy adino: Nalaza tamin'ny aterineto ilay miaramila Afgàna taorian'ny namonoan'ny Taliban azy
"Ny Fijery Farany nataon'ilay Lehilahy Afaka!"
Etazonia: fifandonana tamin'ny polisy nandritra ny fihaonambe G-20 tao Pittsburgh
Namoaka sary sy lahatsary misy ny fifandonana teo amin'ireo mpanao fihetsiketsehana sy ny polisy nandritra ny fivoarian'ny G-20 an'ireo mpitarika manerantany tao Pittsburgh, Pennsylvania tamin'ity herinandro ity ny olom-pirenena.
Oman: Fihaonan'ny mpisera Twitter
Nanatontosa ny fihaonana Twitter voalohany i Oman. Mpisera Twitter miisa 25 mahery no nanatrika ny hetsika ary indro ny bilaogy sy ny fanehoan-kevitra tao amin'ny Twitter momba izany.
Iraka: Ho fahatsiarovana an'i Michael Jackson
(Marihina fa tamin'ny 29 Jona 2009 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy) Misy fanehoan-kevitra maro ao amin'ny bilaogy Irakiana momba an'i Michael Jackson. Nefa aloha … Vakio ity manaraka ity...