Tantara tamin'ny 18 Desambra 2017
Tafatafa Niarahana tamin'ny Dr. Wan Kadir, Mpitarika Mpitaky Ny Fisintahan'i Patani
Tafatafa teo amin'ny Dr. Farish Noor, mpanoratra ara-pôlitika malaza sady iray amin'ireo manampahaizana goavana eo amin'ny Sampampianarana Aziatika, sy ny Dr. Wan Kadir, mpitarika ny BERSATU (fiarahamitantan'ireo fikambanana mpitaky fisintahana mifototra ao Thailandy Atsimo).
Brunéi : Amidy Anaty Bilaogy Koa Ny Mofomamy
Momba ny sakafo mahasalama aho. Tsy mampiasa akory mpitahiry, hanitra na loko voatrolombelona aho ao anatin'ny mofomamiko. Tena hanitra avy amina voankazo tena izy, tahona lavanila tena izy, sôkôla tena kakaô, toy izany koa ny kafe sy ireo voan-javatra maro samihafa, no ampiasaiko.
Fihaonana An-tampon'ny Global Voices 2008: Ireo Sary Sy Teny Fisaorana
Tena nivanàka aok'izany na iza na iza tonga tao Budapest ka nieritreritra fa ho tsotsotra ny fizotry ny Global Voices Citizen Media Summit na ny Fihaonana An-tampon'ny Mediam-bahoaka Global Voices. Nitohy tsy ankijanona ny fifamihinana nisy teo amin'ny tambajotra sy ny famoahana lahatsoratra torapo taorian'ny Fihaonana an-tampony izay hita taratra tao amin'ny mpamaky RSS-nay.
Etiopia: Mampiasa Ny Haino Aman-Jery Vaovao Mba Hiantohana Fifidianana Malalaka Sy Madio Ireo Mafàna fo
Raha eo ampikononkononana amin'ny fifidianana parlemanatera hatao ny 23 May 2010 ny etiopiana, dia misy fikambanana anankiroa mampiasa ny haino aman-jery vaovao mba hiantohana ny fifidianana malalaka sy madio. Ny tambajotran-tranonkala Facebook no ampiazanin'ny Ethiopia CommonBorders, fikambanana mifototra amin'ny vondrom-piarahamonina, ho isan'ny fanentanany amin'ny aterineto raha toa ka ny sehatra mifototra amin'ny haba-tranonkala hanangonana sy hijerena ny torohay momba ny fifidianana amin'ny sarintany no ampiasain'ny Ethiopia Vote Monitor.
Afovoany Atsinanana: Fikasihana Kisoa ve no Mahatonga Fielezan'ny Gripan-Kisoa?
(Fanamarihana: Lahatsoratra teny anglisy tamin'ny 15 mey 2009) Taonjato 14 mahery taorian'ny fandraràn'ny silamo ny fihinanana henan-kisoa, misongadina ho lohateny indray ny kisoa manerana ny tontolo Arabo – tamin'ity indray...
Nosamborina Ny Alin'ny Faran'ny Taona Ilay Kambodziana Mpitarika Zon'Olombelona Kem Sokha
Tahaka ny mbola ho taona sarotra kokoa ny taona 2006 ho an'ireo izay miady ho an'ny fahalalaham-pitenenana any Kambodza araka ny lahatsoratry Jinja momba ny fisamborana an'i Kem Sokha tamin'ny alin'ny faran'ny taona.
India, Etazonia: Tany Amin'ny Taompolo 1980
Etazonia ho an'ny Indiana tamin'ny taompolo 1980. Nanomboka ity lahatsoratra mahaliana momba ny kolontsaina, ny sakafo ary ny zavatra iainan'ireo mpifindra monina ity i Ramesh Madhavan, mpanoratra zokiolona an-tserasera.