11 Desambra 2017

Tantara tamin'ny 11 Desambra 2017

Ny Ho Avin'ny Resadresaka Nomerika Ao Sri Lanka

Nanomboka ny iray tamin'ireo adihevitra lehibe momba ny aterineto, ny sivana, ny vaovao faikany sy ny fanentanana momba ny fahadisoam-baovao any Sri Lanka ny Fihaonamben'ny Global Voicesary ary narindran'ny GroundViews, vondron' olon-tsotra mpampita vaovao avy ao amin'ilay firenena sady nosy, ary koa mpiara-miasa ao an-toerana amin'ny Global Voices.

11 Desambra 2017

Sewell: Tanàndehibe Vakoka Manerantany Ao Shily

Any amin'ny haabontany mirefy 2 000 metatra mahery any amin'ny tendrombohitr'i Andes no misy an'i Sewell . Tanàndehibe fitrandrahana varahina, nanambara izany ho Vakoka Manerantany ny UNESCO tamin'ity taona ity.  Nanazava tantara fohifohy sy ny zava-misy ara-tsosialy ihany koa ny La Libélula

11 Desambra 2017