Tantara tamin'ny 29 Septambra 2017
Lalàna Vaovao Momba Ny Heloka An-tserasera Ao Palestina, Hanokatra Làlana Vaovao Ho An'ny Fanitsakitsahana Zo Va Re?

Amin'ny alàlan'ny fomba filaza manjavozavo toy ny hoe "firindran'ny fiainam-piarahamonina", "filaminam-panjakana" sy "filaminam-bahoaka", mametraka fameperana maro amin'ny fahalalahana maneho hevitra ilay lalàna.
‘Mpifindra Monina, Vitanay Ny Asa’ Lahatsary Mozika Manasongadina Ny Tsy Rariny Ao Etazonia Sy Any Ivelany
Mampiseho sarangan'ny mpiasa tsy raharahiana monina ao anaty aloka sy matetika iharan'ny heloka an'ady, herisetran'ny polisy, fanandevozana, herisetra manohitra ny fifindramonina sy fahafatesana tsy amin'ny antony ny hira sy lahatsary.
Ny Krizy Nokleary Iraniàna
Raha manao izany ry zareo, dia io no ho fiandohan'ny Ady Lehibe Fahatelo
Rakipeo Global Voices – Antsafa Niarahana Tamin'i Lisa Goldman, Bilaogera Monina Any Tel Aviv
Niala tao Canada nankany Tel Aviv, Israely i Lisa Goldman, taona vitsivitsy lasa izay. Mpandray anjara tsy tapaka ato amin'ny Global Voices i Lisa ary mamahana bilaogy momba ny fiainana ao Isiraely ao amin'ny On the Face.
Manoratra I Torkia…
... momba ny baolina kitra no resaka amin'ity herinandro ity, na hoe nampiana bilaogy Tiorka miisa 2 tato amin'ny lisitra tamin'ity herinandro ity izay mifantoka amin'io lohahevitra io. Mahafinaritra ny mahita ireo bilaogy natokana ho an'ny fanatanjahantena misandratra tahaka ireo izay miavaka sy mahaliana....
Creative Commons Meksika
Vao manomboka izao minitra izao, manomboka ao Mexico City ny Creative Commons Mexico.