Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

02 Avrily 2017

Tantara tamin'ny 02 Avrily 2017

Aza Manao Izay Hahatezitra Ireo Anti-Kremlin ao Rosia. Tsy Ho Tianao Rehefa Tezitra ny Mpanohitra

Izay noheverina ho valibontana natao tamin'i Alexei Navalny, mpitarika ny fanoherana ao Rosia no lasa nivadika ho fanoherana an-tserasera.

Ny Fankalazàna Eran-tany Ny Andro Iraisampirenena ho an'ny Fanamarinam-baovao: #FactCheckIt!

Nanambara ny 2 Aprily ho andro natokana ho an'ny fanamarinam-baovao sy ny marina ireo mpanamarim-baovao eran-tany. Miaraka amin-dry zareo ve ianao?

Ilay Inspektera Jeneraly Lefitra No Fahatelo amin'ny Manampahefana Ambony Nisy Namono Tao Oganda Tao Anatin'ny Telo Taona

Taorian'ny fitifirana ilay manampahefana polisy ambony, niantso ny sampan-draharahan'ny polisy ao amin'ny firenena ny filohan'i Oganda ny hanaovana ny fanadiovana ary nilaza izy fa "tafiditry ny jiolahy" io sampan-draharaha io .

Google Ve No Tena Mahazo Tombony Amin'ny Fifanarahany Amin'ny Kiobà?

Tsy hisy vokany eo amin'ny fandrakofana, ny kalitao sy ny vidin'ny fifandraisana amin'ny Aterineto ao Kiobà ity fifanarahana ity

Arahaba Nahatratra ny Fetin'ny Lainga, Hoy ny Masoivoho Rosiana

Fetin'ny Lainga, nitondra ny anjara lalaony ny Minisiteran'ny Raharaham-bahiny Rosiana.