Tantara tamin'ny 30 Aogositra 2016
Mahita Ireo Fanenitra Goavana ‘Mampidi-doza’ Ho Mahafatifaty, sy Manainga Fanahy, ireo Japoney Sasany—Matsiro Mihitsy Aza.
Raha volana Aogositra izao, midika izay hoe tokony hijery ireo fanenitra goavana any Japana ianao. Mitandrema tsara!
Saika Nifarana Tamin'ny Famongorana Ny Governemantan'i Aostralia Eo Amin'ny Fitondràna ny Fifidianana Nampitebiteby
"Te hisaotra ny Praiminisitra Hajaina aho amin'ny fanomezany ny Fanjakàna farafahakeliny 3 taona feno hatsikana ao amin'ny Antenimierandoholona"
Mitantara ny Tantaran'ny Fianakaviana Zeca Afonso Tao Timor Atsinanana Nandritra Ny Ady Lehibe Faharoa i “Rosas de Ermera”
Nogadrain'ny tafika Japoney tao Timor ny fianakavian'ilay mpihira Zeca Afonso nandritra ny ady lehibe faharoa. Vao nivoaka ho boky ity tantara notazonin'ny fianakaviana ho tsiambaratelo ity ary hivadika ho lahatsary fahadihadiana tsy ho ela.
Niteraka Tahotra Isian'ny Sivana An-tserasera ao Bhutan Ny Fitoriana Lahatsoratra Iray Tao Amin'ny Facebook
Ny fitoriana an'i Zam dia mihodikodina manodidina ny fianakaviana iray manana fifandirana ara-pananantany amin'ny mpandraharaha iray antsoina hoe Ap Sonam Phuntsho manana fifandraisana maro, sady rafozandahin'ny Lehiben'ny Fitsarana ao Bhutan ihany koa.
Kolombia : Fiverenana Avy Amin'ny Lalao Olaimpika, Tao Anaty Firavoravoana Sy Adihevitra Sosialy
"Io no taona tsara indrindra ho an'i Kolombia tamin'ny Lalao Olaimpika, angamba varavarankely iray misokatra ho any amin'ny fampiraisana hoavy, fiombonam-panahy sy fandriampahalemana eo amin'ny samy Kolombiana."