Tantara tamin'ny 30 Janoary 2008
Brezila: Ho Fampitam-baovao ekena amin'izay ve?
Cardoso [pt] izao manko no iray amin'ny mpamaham-bolongana nasaina hamahavaha ny momba ny “Firohotana ho amin'ny blaogy (bolongana) – izao ve ny fotoana hanekena azy ho fantsona fampitam-baovao?” izay hanatontosana any...
Armenia: Bolongana amin'ny tenin'ny teratany (indizeny)
Raha saiky amin'ny teny anglisy na rosiana avokoa ny ankamaroan'ny bolongana miresaka na nosoratana Armeniana dia hafaliana tsy omby tratra kosa ny an'i The Armenian Observer raha nahatsikaritra fa na...
Fampandrosoana maharitra : Samy be kabary daholo, fa tsy arahin'asa
Blog d'hiver [“Blog des quatre saisons” no anarany hafa] izay soratan'ny namana Malagasy iray dia maneso ireo seminera sy kôlôky momba ny fampandrosoana maharitra izay “tsy misy fitsaharana” mihitsy :...
Tonizia: Ny finoan'i Obama
“Tokony hanahy ve aho amin'ny fanaovana ny Islam ho toy ny zavatra mampandositra ny olona? Tsy maintsy hieritreritra ve aho fa mety hahatonga ny olona ho azo fidîna na tsia...
Senegaly : Hiatrika fifidianana
Blog Politique au Senegal no manoratra mikasika ny fifidianana izay hatrehina any Senegaly, kasain'ny antoko eo amin'ny fitondrana ho ferana ny isan'ireo antoko ary tsy misy antoko, na dia iray...
Shina: Ny fahatezeran'ny malemy
Teny andalana hamonjy fiasana no nahitan'i Zengying mpiambina (‘voromahery'?) nandositra avy tamin'ny toeram-piambenana ny tanàna. Ampitandremany noho ny izany ny tsy hanaovana tsinontsinona ny fahatezeran'ny malemy ka manindry azy ireny hiverina hiady...
Manameloka an'i Frantsa noho ny fandavany ny zo fananganan-jaza hoan'ireo mpiaraka mitovy fananahana ny Fitsarana Erôpeana momba ny zon'olombelona
Le Blog de Moi avy any Martinika no mivaky fa tsy fantany intsony raha tokony handoa nohon'ny rikoriko izy na ho toran'ny hehy raha namaky ireo hafatra sasany napetraky ny...
Libanona : Moa ve tena nitsahatra ny ady an-trano ?
French Eagle no mitatitra ny fijeriny momba ny fanafihana fampihorohoroana nitranga vao tsy ela tany Libanona, raha manoratra ny “hadalana vokatry ny habibiana” [connerie inhumaine] izy : La guerre civile ?...
Libanona : Manala sarona ny hetsik'i Hassan Nasrallah
Manontany tena sady mamazivazy i Heuristiques Libanaises eo am-pijerevana ny sarin'i Hassan Nasrallah izay mampitandrina amin'ny fanandratana ny tondrony, raha manatrika ny fodiana sa ny fiposahan'ny masoandron'ny “fandresena avy amin'Andriamanitry”-ny...
Ghana : Nihinana “Waakye”
Fran mitatitra momba ny sakafo fihinana any Ghana antsoina hoe “Waakye” : Last night I cooked up some waakye (pronounced “WAAchi where the “i” sounds like the “i” in “in”...