Fampandrosoana maharitra : Samy be kabary daholo, fa tsy arahin'asa

Blog d'hiver [“Blog des quatre saisons” no anarany hafa] izay soratan'ny namana Malagasy iray dia maneso ireo seminera sy kôlôky momba ny fampandrosoana maharitra izay “tsy misy fitsaharana” mihitsy :

Ces incessants séminaires et colloques sur le développement durable, organisés par des administrations ou des collectivités, et souvent financés par des grands groupes, ne cachent-ils pas finalement une difficulté de fond à agir et à changer ses pratiques ?

“Moa ve tsy setroka natao hanaronana ny fahasarotana ny hanombohana asa sy ny hanova ny “tànana zatra mitsotra” (izay tsy afaka mivonkona intsony) fotsiny, ireny seminera sy kôlôky maro momba ny fampandrosoana maharitra izay karakarain'ny sampan-draharaha sy fitondram-panjakana samihafa ireny, sady tohanan'ireo orinasa vaventy ara-bola ?”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.