French Eagle no mitatitra ny fijeriny momba ny fanafihana fampihorohoroana nitranga vao tsy ela tany Libanona, raha manoratra ny “hadalana vokatry ny habibiana” [connerie inhumaine] izy :
La guerre civile ? Mais a-t-elle réellement cessé? Peut-être que l’occupation syrienne du Liban n’était qu’une anesthésie locale et sa fin a libéré les vieux démons …
“Ny ady an-trano ve ? Moa ve tena nitsahatra tokoa izy io ? Angamba ny fanjanahan'ny Syriana dia karazana fampatoriana (toy ny amin'ny fandidiana) ka rehefa nisinda izy io dia namaha fatorana ireo devoly antitra teo aloha …”