22 Janoary 2008

Tantara tamin'ny 22 Janoary 2008

Shina: Fitombon'ny mpivoivoy amin'ny aterineto

  22 Janoary 2008

Navoakan'ny Foiben'ny Fifandraisan-davitra sy filazam-baovao any Shina tamin'ny herinandro lasa teo ny mombamomba ny fivoaran'ny Aterineto any. Voambara ary fa nahatratra 210 000 000 ny isan'ny Olonineto (mpivoivoy amin'ny aterineto)...

Taiwan sy Shina : Gadra an-tanàna afaka

  22 Janoary 2008

Velabelarin’i Hsiang-Tai ny fiainan’ny gadra roa Hu Jia sy Zheng Jinyan izay eo ambany fitantanan’ny polisy miandraikitra ny filaminam-pirenena (tsy mitovy amin’ny teny hoe mitandro ny filaminana tsotra izany). Asongadin’ny...

Kioba : Fifidianana sy ethanol

  22 Janoary 2008

Manorotoro ny fomba fifidianana ny mpikambana parlemanta Kiobana i Child of the Revolution (Zanaky ny Revolisiona) ary indro kosa ny nampitain’i The Cuban Triangle  mikasika ny “fiaraha-miasa ara-toe-karena eo amin’ny...

Sierra Leone : Enim-bolana any an-toerana

  22 Janoary 2008

Sweet Sierra Leone [Sierra Leone mamiko] mpiblaogy niverina nody hipetraka any an-tanindrazana no manoratra momba izay zavatra niainany nandritra ny enim-bolana voalohany from USA: I’ve been in Sierra Leone for...

Kenya : Mpanakanto mitondra fanafana hoan'ireo fery

  22 Janoary 2008

Sociolingo no manapariaka lahatsoratra mikasika ireo mpanakanto Kenyana manampy amin'ny fitsaboana ireo ferin'ny firenena : Politicians have plunged the country into chaos but local artistes can help to heal the...