Kenya : Mpanakanto mitondra fanafana hoan'ireo fery

Sociolingo no manapariaka lahatsoratra mikasika ireo mpanakanto Kenyana manampy amin'ny fitsaboana ireo ferin'ny firenena :

Politicians have plunged the country into chaos but local artistes can help to heal the wounds caused by an election gone awry and the resultant lawlessness and suffering.

“Natsobok'ireo mpanao politika tao anatin'ny (dobon'ny) korontana ny firenena, ireo mpanakanto any an-toerana anefa dia afaka mitondra fanafana hoan'ireo fery izay nateraky ny fifidianana “very an-javony” sy ireo vokatry ny “fanjakan'i Baròa” sy ireo fijaliana.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.