Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Kenya : Avy amin'ny ODM ka hatrany an-danitra

Bankele no manoratra ao amin'ny “avy amin'ny ODM ka hatrany an-danitra” :

If ODM’s goal is to grind the country to a halt, it may take a while. With tax collections significantly down, the pending Safaricom IPO which I thought will be an election winner could turn out to be a (one time) budget lifesaver – expected to yield over 30 billion shillings in Q2 of 2008.

“Raha ny hamotika ity firenena izay efa mijanona ity no tanjon'ny (antoko mpanohitra) ODM [Orange Democratic Movement] dia mety mbola haharitraritra kely ny raharaha. Amin'izao maha-iva ny fanangonan-ketra izao, ny fiandrasana ny fampidirana ny orinasa Safaricom amin'ny “bourse” dia heveriko mihitsy fa avotraina (amin'ity indray mitoraka ity) hoan'ny tetibolan'izay mpandresy amin'ny fifidianana – izay heverina hampidi-bola 30 lavitrisa Shillings amin'ny fahefa-taona faharoa amin'ny 2008.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.