miora · Jona, 2019

Lahatsoratra farany an'i miora tamin'ny Jona, 2019

Yadiko Uruk + ireo zanakalahin'i Yadiko

Rising Voices  05 Jona 2019

Cabildo Milan, Kolombia – nanjohy ny Rising Voices tamin'ny 2014 Tany amin'ny andian-taona 1980 tany dia mpikaroka avy any ivelany no nanatontosa ireo horonampeo sy horonantsary am-polony maro mirakitra ireo tantara fahagolan'ny vondrom-piarahamonina  vazimba teratany Witoto – M+n+ka , hatramin'ny fanangonana antontan-kevitra momba ireo fombafombam-pivavahana masina antsoina hoe Yadiko. Ity...

Radio Los Inestables

Rising Voices  05 Jona 2019

Córdoba, Argentina – nanjohy ny Rising Voices tamin'ny 2013 Ao Córdoba, Arzantina, misy andiany iray mpirotsaka an-tsitrapo tonga mamangy ny hopitalim-panjakana fitsaboana marary saina  izay nahalalan-dry zareo misimisy kokoa ny fiainana manokan'ny marary maro. Hitan-dry zareo fa betsaka tamin'ireo fomba fijery tety ivelany ataon'ny vondrom-piarahamonina ao an-toerana an'ireo izay nampidirina...

Manohitra ny amin'izao fotoana izao

Rising Voices  05 Jona 2019

Omaha Reservation – Macy sy Walthill, Nebraska, USA – nanjohy ny Rising Voices tamin'ny 2014 Amin'ireo 5.000 mpikambana amin'ny foko Umoⁿhoⁿ  monina ao anatin'ny vondrom-piarahamonina anatin'ny faritra ambanivohitra arovana ao Nebraska atsinanana, latsaky ny folo no isan'ireo sisa miteny tsy miambakavaka an'io fiteny io. Na izany aza, misy fahalinana mitombo...

Amazonía Sur: Fanoherana sy Vahaolana nentindrazana

Rising Voices  05 Jona 2019

Sarayaku, Ecuador – nanjohy ny Rising Voices tamin'ny 2014 Sumak Allpa (Ala Velona) dia fotokevitra tsotsotra naroson'ireo vahoaka Kichwa monina ao anatin'ny vondrom-piarahamonina Sarayaku any amin'ny faritany Ekoatoriana ao Pastaza. Ny Sarayaku dia vondrom-piarahamonina iray izay lakana sy fiaramanidina kely no hany afaka hankanesana any aminy; tsy misy arabe migodana...

Shuar sy Achuar: Ireo tantara nomerikanay amin'ny teninay ihany

Rising Voices  05 Jona 2019

Macas, Ecuador – nanjohy ny Rising Voices tamin'ny 2014 Manana tantara manankarena ny onjampeo-piarahamonina ao amin'ireo vondrom-piarahamonina indizenin'ireo Shuar sy Achuar Ekoatoriana Amazoniana, amin'ny fampitàna amin'ny tenin-dry zareo ihany ny mahakasika ireo olana goavana ao amin'io faritra io. Tian'ireo olona ao ambadik'ireny onjampeo ireny hianarana ny fomba hitondràna ireo tantarana...