Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Vondrom-piarahamonina Iraisana

Lira, Uganda – nanjohy ny Rising Voices tamin'ny 2014

commonuganda1Mitàna toerana lehibe amin'ny fampitàna ireo torohay tena ilaina ao Lira, Ogandà ny onjampeom-piarahamonina. Ny Theatre Technology House dia namorona tantara iray filalao an-tsehatra entina hanabe ireo mpihaino ao an-toerana, arahana fanambaràna ho an'ny daholobe. Ity tetikasa ity dia mitondra singa nomerika iray ho ao anatin'ireo izay efa ananan-dry zareo iarahany miasa amin'ny onjampeo Radio Wa. Io tantara io izay noforonin'ny tarika iray avy amin'ny vondron'ireo mpisehatra dia nifanakalo hevitra momba ireo dingana anatin'ny fifidianana hoavy sy ny fomba hisafidianana izay mpirotsaka tonga lafatra. Efa zaraina amin'ny endrika rakipeo ‘podcast’ ilay tantara ary zaraina manerana ireo tambajotra sosialy izay ahafahan'ireo mpihaino erantany miditra amin'ny fifanakalozankevitra sy miady hevitra.

Araho ao amin'ny tranonkala ry zareo:

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.