Songadina Global Voices Jolay 2021

 

Raha mipetraka any amin'ny tany mafana ianao dia toa ity sary avy any Maldives ity no miseho amin'ny volana Jolay. (Sary “Tropical Monsoon Rain” avy amin'i Ali Nishan (CC BY-NC 2.0)

Misaotra ny rehetra tamin'ny asa tsara nataonareo ho an'ny Global Voices tamin'iny volana Jolay 2021 iny ! Ireto ny sasantsasany tamin'ireo zava-nisongadina tamin'iny volana iny:

Tongasoa ireo mpandray anjara vaovao izay namoaka ny lahatsorany GV voalohany tamin'ny volana Jolay 2021!

Alessandra Mansolillo, Alianna Casas, Andrea Gudino, Annibale Marsili, Ayat Qadomee, Bolu Akindele, Carla Di Bennardo Guthrie, Carolina Reyes Sandoval, Carolyn Brueggemann, Danatiele Segato, Doralice Silva, Edgar Velozo, Federica Viello, Floriana Grande, Giulia Savarese, Greta Guiotto, Hadir Adel, Ina Melgaard, Kazuhiko Hamaguchi, Khalid Youcef, Konan N’Guessan, Lalie Knott, Lorenzo Roda, Luca Guidi, Mariana Reis, Marina Stoppelli, Matheus Alexandre de Araujo, Mousa Mohamed, Mônica Amazonas, Natalia Perez, Olusegun Akinfenwa, Pina Giordano, Roman Debotch, Roxane Ewoule, Salma Moussafir, Silvia Bianchi, Simone Nigro, Tasneem Shalabi, Timothy S. Rich, Valeria Rosa.

Ary tongasoa ireo toniandahatsoratra mpiara-miasa vaovao, Sydney Allen sy Ameya Nagarajan.

Ny isan'ny tantara navoaka tato amin'ny GV amin'ny teny Anglisy : 118

Totalin'ny jeripejy (tranonkala rehetra): 426.965

Lahatsoratra mitana ny laharana 10 voalohany isaky ny jeripejy (lahatsoratra vao haingana ihany):

  1. Religious cleric criticizes Turkey's women's volleyball team for their appearance in Tokyo Olympics nosoratan'i Arzu Geybullaeva (jeripejy miisa 26,180)
  2. Pegasus spyware revelation indicates Indian state snooping on journalists, activists and politicians nosoratan'i Subha Panigrahi (jeripejy miisa 5,160)
  3. How a swimming pool became Puerto Rico's symbol of climate change and corruption nosoratan'i Angél Carrión (jeripejy miisa 2,768)
  4. Twitter Japan appears to suspend government critics nosoratan'i Kazuki Ichida sy Nevin Thompson (jeripejy miisa 2,624)
  5. North Macedonia creates a new national park occupying 2% of its territory nosoratan'ny Metamorphosis Foundation (jeripejy miisa 1,942)
  6. Foreign journalists harassed by Chinese citizens over Zhengzhou flooding coverage nosoratan'ny Hong Kong Free Press (jeripejy miisa 1,616)
  7. A professora brasileira que criou estojo de giz de cera para falar de identidade e questões raciais nosoratan'i Talita Fernandes (jeripejy miisa 1,594)
  8. The imprisonment of the ‘Lucky Family': How Chinese authorities detained and sentenced a whole birthday party nosoratan'ny Guest Contributor (jeripejy miisa 1,523)
  9. Lasa fitaovam-piadiana hamelezana an'i Tigré ny fanolànana faobe mahatsiravina atao amin'ireo vehivavy mandritra ny ady ao Etiopia nosoratan'i Roman Debotch (jerpejy miisa 1,302)
  10. ‘Lying down flat’ as passive resistance in China nosoratan'i Oiwan Lam (jerpejy miisa 1,236)

Firenena 10 voalohany nahitana mpisera nitsidika ny tranonkala GV:

  1. Etazonia
  2. Brezila
  3. Japana
  4. Italia
  5. Frantsa
  6. Meksika
  7. Espaina
  8. Fanjakana Britanika
  9. Ekoadaoro
  10. Canada

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.