Kony 2012

Joseph Kony in graffiti, March 13, 2012. Image: ☮/Flickr (CC BY-NC 2.0).

Joseph Kony natao graffiti, 13 Martsa 2012. Sary: ☮/Flickr (CC BY-NC 2.0).

Fanondroam-pejy

Niteraka tadio an-tserasera ny lahatsary sy fanentanana natao hampahafantarana ho “malaza” an'i Joseph Kony, ilay mpitarika mpanao ady anaty akata Ongadey sady jiolahin'ady karohana ho fanohanana ny fisamborana azy ka nahatonga ny andiana fanehoan-kevitra avy amin'ireo Ogandey izay nanahy ny hafatra ho tsotra loatra.

Lahatsoratra manasongadina an'i Joseph Kony 2012 ato amin'ny Global Voices

Miverina any amin'ny votoaty

11 Aprily- Ogandà: Kony 2012: Fizarana faha II – Nahitana fanehoan-kevitra mifangaro ny “Beyond Famous”
21 Mar – Oganda: Valinteny avy amin'ny Praiminisitra Ogandey momba ny lahatsary Kony 2012
21 Mar – Shina: Adihevitra momba an'i Kony 2012
15 Mar – Oganda: Eny Kony izahay!
14 Mar – Taorian'ny Kony 2012, Mitaky fitantarana ny “Inona No Tiako Momba An'i Afrika”
08 Mar – Oganda: Moa ve afaka #ManakanaaniKony ny lahatsary malaza?

Rohy Toroina

Miverina any amin'ny votoaty

Loharanom-baovao

Miverina any amin'ny votoaty

Lahatsary

 

Twitter

Tenirohy: #Kony2012 | #StopKony


Miverina any amin'ny votoaty

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.