Tantara tamin'ny 07 Febroary 2024
Misedra fanoherana mivaivay ankehitriny ny CEDEAO, màndan'ny fampiatina isam-paritra ao Afrika Andrefana
Hatramin'ny 1975 ny Fiombonambe ara-Toekarena'ireo Firenena ao Afrika Andrefana (CEDEAO) no nitàna anjara toerana goavana tao anatin'ny fampiatiana isam-paritra. Saingy 50 taona aty aoriana, misedra olana izy
Nahoana i Kenya no miady amin'ny firongatry ny famonoana vehivavy?
« Na eo aza ireo lalàna sy pôlitika henjana hiadiana amin'ny herisetra mifototra amin'ny miralenta, lazain'ireo mpikatroka fa tsy mahomby ireo pôlitikan'ny governemanta ary mihisatra sy feno kolikoly ny rafi-pitsaràna, ka mamela ireo nahavanon-doza ho tsy misazy »
An'ny voambolana ny fitenenana: Fizaràna faha #10
Ato anatin'ny “An'ny voambolana ny fitenenana - Les mots ont la parole”, asongadinay ireto telo ireto: ilay teny frantsay hoe 'Made in France', ny japôney hoe クーデター sy ny プレゼント
Ny fihetsiky ny Ghaneana tamin'ny fampindraman'ny UK ny harena sarobidy norobaina tamin-dry zareo
"... ny 90 isanjato be izao amin'ny fananana ara-kolontsaina afrikanina no mipetraka amin'ny Mozea Eoropeana amin'izao fotoana izao. Nihamafy ny fiantsoana ny hamerenana an-tanindrazana ireo vakoka halatra naseho tao amin'ny tranombakoka tandrefana ireo."