Tantara tamin'ny 15 Jolay 2019
Fantaro i Bonface Witaba, mitantana ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang mandritra ny herinandron'ny 10-16 jolay

Andao hofantarina bebe kokoa ny momba an'i Bonface Witaba, mitantana ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang mandritra ny herinandron'ny 10-16 jolay 2019. Hozarainy amintsika ny fomba fijeriny ny fiteny Swahili.
Anna Schetnikova : Filoha mihira sy fomba fisainana

Tahaka ny maro amin'ireo mpikambana hafa ato amin'ny GV, hitako tamin'ny Google ny Global Voices, ary tiako ny Google noho izany. Te hanatsara ny fahaizako Anglisy sy ny fandikan-teny aho, satria tsy manana traikefa manan-danja, ny hany fomba natao ny milatsaka an-tsitrapo.
Vaovao mahafinaritra momba ny Lingua Espaniola!

Nandritra ny taona maro, Juan Arellano no tonian-dahatsoratry ny Lingua Espaniola, manara-maso ny fandikana ny lahatsoratra GVAnglisy mankany amin'ny teny Espaniola. Tamin'ny Janoary anefa, nanambara i Juan fa hiala izy ka manomboka amin'ny 15 Febroary, i Gabriela Garcia Calderon no hisolo azy.
GV Connect: Resadresaka nifanaovana tamin'i Mamisoa Isabella

(Lahatsoratra nivoaka tamin'ny volana Desambra 2014) Manana anjara toerana lehibe eo amin'ny fiainan'ny GV-er tsirairay ny Global Voices, kanefa nampifandray ahy tamin'ny fomba hafa hahitana ny Global Voices ny GV...
Tamiin'ny fotoana nisian'ny onjam-peo Global Voices

Amin'ny anaran'ny ekipan'ny Onjam-peo GV , faly izahay manambara ny fanombohan'ny Onjam-peo GV (tsikelikely) ary tianay ho fantatra ny fanehoan-kevitrao momba izay renao. Ahoana ny fomba hihainoana izany? Azonao ampiasaina...