05 Jona 2019

Tantara tamin'ny 05 Jona 2019

Ny Atsimon'ny Atsimo

Rising Voices  05 Jona 2019

Merida, Mexico – nanjohy ny Rising Voices tamin'ny 2013 Ny Santiaguero Collective dia nanomboka tao an-tanànan'i Mérida, Meksika, toerana nifamorian-dry zareo noho ny fitiavana mozika niraisany, saingy tsy izay rehetra atao ho mozika akory. Ny mampiavaka ity fikambanana ity dia ny fifantohan-dry zareo amin'ny mozika ampiasàna ny lisansa  Creative Commons...

Manohitra ny amin'izao fotoana izao

Rising Voices  05 Jona 2019

Omaha Reservation – Macy sy Walthill, Nebraska, USA – nanjohy ny Rising Voices tamin'ny 2014 Amin'ireo 5.000 mpikambana amin'ny foko Umoⁿhoⁿ  monina ao anatin'ny vondrom-piarahamonina anatin'ny faritra ambanivohitra arovana ao Nebraska atsinanana, latsaky ny folo no isan'ireo sisa miteny tsy miambakavaka an'io fiteny io. Na izany aza, misy fahalinana mitombo...

Tz'utujil Tziij Pa Nimk'atz

Rising Voices  05 Jona 2019

San Juan la Laguna, Guatemala – nanatevina laharana ny Rising Voices tamin'ny 2014 Tamin'ny nahitanay farany an'i Israel Quic, nasongadin'ny Tantara Folo tsara indrindra tao amin'ny Facebook izy ho fankasitrahana ny asa vitany nampiroborobona ny fiteny Tz'utujil tety anaty aterineto any anatin'ireo vondrom-piarahamonina manodidina ny Farihy Atitlán ao Goatemalà. Amin'ny...

Amazonía Sur: Fanoherana sy Vahaolana nentindrazana

Rising Voices  05 Jona 2019

Sarayaku, Ecuador – nanjohy ny Rising Voices tamin'ny 2014 Sumak Allpa (Ala Velona) dia fotokevitra tsotsotra naroson'ireo vahoaka Kichwa monina ao anatin'ny vondrom-piarahamonina Sarayaku any amin'ny faritany Ekoatoriana ao Pastaza. Ny Sarayaku dia vondrom-piarahamonina iray izay lakana sy fiaramanidina kely no hany afaka hankanesana any aminy; tsy misy arabe migodana...

Jatta Wöötanö

Rising Voices  05 Jona 2019

Boca de Ninchare, Venezuela – nanatevina laharana ny Rising Voices tamin'ny 2014 Ao anatin'ny vondrom-piarahamonina indizeny  Yekuana ao Boca de Ninchare, any amin'ny lembalemban'ny renirano Caura ao Venezoelà, misy andian-taranaka tanora vaovao mahita ny zavatsoa entin'ny media dizitaly noho ireny fitaovana ireny lasa mora jifaina be. Ho entanin'ity tetikasa ity...

Shuar sy Achuar: Ireo tantara nomerikanay amin'ny teninay ihany

Rising Voices  05 Jona 2019

Macas, Ecuador – nanjohy ny Rising Voices tamin'ny 2014 Manana tantara manankarena ny onjampeo-piarahamonina ao amin'ireo vondrom-piarahamonina indizenin'ireo Shuar sy Achuar Ekoatoriana Amazoniana, amin'ny fampitàna amin'ny tenin-dry zareo ihany ny mahakasika ireo olana goavana ao amin'io faritra io. Tian'ireo olona ao ambadik'ireny onjampeo ireny hianarana ny fomba hitondràna ireo tantarana...

Manangana sarintanin'i Niger

Rising Voices  05 Jona 2019

Niamey, Niger – nanatevina laharana ny Rising Voices tamin'ny 2013 Tamin'ny alalan'ny fiarahamiasa amin'ny Departemantan'ny Jeografia ao amin'ny Oniversite Abdou Moumouni ao Niamey, Niger, dia nisy andianà mpianatra avy ao amin'ny Klioban'ny Joegrafia nivondrona hanangana ny Vondrom-piarahamonin'ireo Mpirotsaka an-tSitrapo mpanohana ara-Teknika (VTC) mba hijerena izay filàna sy ireo tantaran'ny fiarahamonina...

Vaovao isankarazany avy amin'ny tontolon'ny bilaogim-behivavy

  05 Jona 2019

Black Looks manoratra momba ny fivoarana mahaliana ao amin'ny Repoblika Centrafrique izay nandràra ny media tsy handefa na hanoratra mozika sy lahatsoratra manambany vehivavy taorian'ny torolalan'ny minisitry ny fifandraisana ary manantena fa ‘hanao toy izany koa ireo firenena hafa’.