Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

21 Mey 2019

Tantara tamin'ny 21 Mey 2019

‘ Nisafidy Ny Fahanginana Aho Ka Niaritra Izany’ : Miatrika Ny Herisetra An-tokatrano Ao Armenia

"Mahazatra azy ny manipy ahy tahaka ny baolina eny amin'ny rindrina."

Andron'ny Bilaogy 2005

Mandritra ny fotoana lavalava amin'ny 31 Aogositra, handefa soso-kevitra amin'ny blaogy dimy vaovao, tsara raha bilaogy tsy mitovy kolontsaina, fomba fijery sy fihetsika amin'ny tena ireo bilaogera manerana izao tontolo izao. Amin'izany andro izany, dia hahita ireo mpiserasera bilaogera fa niditra sy nahita bilaogy vaovao sy tsy fantatra.

Iharan'ny Tsy Fahazoana Aterineto i Benin Nefa Andro Fifidianana

GV Mpisolovava

Fanapahana aterineto nanenika ny firenena ary naharitrahatramin'ny alina, nametraka an'ireo mpifidy hiaina tanatin'ny haizina mikasika ny safidin'izy ireo tamin'ny andro fifidianana.

Azerbaijan: Mpikatroky ny N!DA miatrika famonjàna 6-8 taona

GV Mpisolovava

Araka ny ilazàn'ny mpanao gazety iray azy, "notsaraina ho meloka noho ny faharanitantsaina, ny fahaizana, ny fahasahiana ary ny fahamendrehany," ireo mpikambana avy ao anatin'ilay vondrona mpikatroka sangany ety anaty tambajotra

Nividy ampaham-pananana amin'ny lalamby ny vazimba breziliana hiantsoany fa tsy nanao ny adidiny amin'ny tontolo iainana ny orinasa

Tsy ny hahazo anjara vola no tanjon-dry zareo fa ny handrenesan'ny mpampiasa vola ny orinasa ny feon-dry zareo.

Mpifaninana Mozambikana nahazo ny fifaninanana bodybuilding manerantany tao Hong Kong

Maodely ho an'ny mpanabokonozatra ao Mozambika i Bruno Saraiva

Famintinana ny Vovonan'ny Fampahalalam-baovaon'Olon-tsotra Global Voices – Andro faharoa 

Find out what happened on the second and final day of 2012's Global Voices Citizen Media Summit. Jereo ny fizotran'ny andro faharoa sy farany tamin'ny Vovonan'ny Fampahalalam-baovaon'Olon-tsotra Global Voices 2012.

Kenya: Tafiditra an'ivo sy ao amin'ny hevitra politika Kenyana ny fitsidihana tany Londra

Nesorina tamin'ny herinandro lasa ny visa ahazoan'ny minisitry ny fitaterana Kenyana, Chris Murungaru, miditra ao amin'ny Fanjakana Mitambatra (UK); African Bullets and Honey mijery ny psykôlôjian'ny fitsidihana an'i Londra ho an'ireo politisiana Kenyana.