Tantara tamin'ny 16 Mey 2019
Ministra Maleziàna : “Hampikorotan-Tsaina Ny Olona” Ny Gazety Maro Loatra

Raha toa ny ankamaroan'ny firenena any amin'ny faritra mahita gazety voakatona noho ny fahitàna ny aterineto ho modely tokana, mitady ny mifanohitra amin'izany indray ireto vohikala ireto, na dia eo aza ny fanamby avy any ambony.
Misy fampiasa ao amin'ny Facebook ampiasain'ny Junta ao Thailand hanangonana adiresy imailaka

Asehon'ny ampamoaka iray vaovao hoe hatraiza ny fahavononan'ny governemanta Thai hanova ny aterineto — tafiditra amin'izany ny media sosialy — mba ho amin'ny ilàny azy.
Mampiseho ny fomba fampiharana ny fitsipiky ny sivana any Shina ny lalao vaovao ao amin'ny Tencent

Manery ny mpamokatra lalao hampiroborobo ny soatoavina, ny kolontsaina ary ny sary Shinoa amin'ny alalan'ny lalaony ilay fitsipika vaovao.
Lehilahy Kroaty nosamborina noho ny fananganana vondrona Facebook manohitra ny praiminisitra

Nosamborina i Niksa Klecak, Kroaty 22 taona izay namorona vondrona Facebook manohitra ny Praiminisitra " Miloka aho fa hahita olona 5.000 tsy tia ny Praiminisitra" [Ivo Sanader] noho izy voalaza fa mampiroborobo fitaovana vaovao-Nazi. Nanambara ny polisy fa nahita marika sy fampielezan-kevitra Nazi tao an-tranony nefa tsy nisy porofo izany.
Ny resahan'ny bilaogy maraokana desambra 2007
Na dia "lamaody" vaovao aza ny fitorahana blaogy any Maraoka, dia miely haingana be eo amin'ny Maraokana avy amin'ny sokajin-taona rehetra sy ny hetsika samihafa izany. Manana dokotera, ny politika, mpianatra, antrôpôlôjista, .. sns ianao.
Syria: miha-maro ireo lasibatry ny famoretana antserasera

Manambara ny tatitra vaovao navoakan'ny Human Rights Watch fa olona roa no nogadraina mangina any amin'ny toerana tsy fantatra ao Syria. Nosamborin'ny Sampam-pitsikilovana miaramila Syriana tamin'ny volana jona 2007 i Karim 'Arbaji (29 taona) sy Tarek Biasi (22taona) noho ny fanehoan-kevitra antserasera mitsikera ny governemanta Syriana.
Konferansa Advox : Resahin'i Hamid Tehrani ny sivana any Iran

(Lahatsoratra nivoaka tamin'ny volana Jona 2008) Resadresaka nifanaovana nandritra ny Vovonana Global Voices tamin'ny taona 2008 “Ny Fampahalalam-baovaon'olon-tsotra sy ny Fahalalaham-pitenenana amin'ny aterineto” tamin'ny 27 Jona 2008 | Jereo |...