Tantara tamin'ny 14 Novambra 2018
Miatrika olana ara-tontolo iainana ny reniranon'i Litani ao Libanona, renirano lehibe indrindra ao amin'ny firenena
Nampiseho ny fikarohan'ny Oniversite Amerikanina ao Beirota fa ny rano nalaina tao Litani nandritra ireo volana fahavaratra maina kokoa dia rano maloto avokoa. Hita fa feno singa-metaly mivangongo be ireo legioma voatondraka tamin'ny rano maloton'ny renirano, izay mety hisy fiantraikany amin'ny hoza-doha ary manakorontana ny fiasan'ny fo sy ny voa.
Avy amin'ny tontolon'ny bilaogy Jordaniana
Ao amin'ny bilaogin'ny Jordaniana, mbola re ny resaka Katarina. Jameed manonona fomba fijery iray manolo-kevitra fa ny fifantohana amin'ny fandrobana ataon'ny "andian-jiolahy mahery setra" dia" fomba iray "hanodinana ny saina amin'ny faharavàn'ny fotodrafitrasa tanteraka sy ny ezaka fanavotana tsy tompon'andraikitra".
Shina: Ny krizin'ny rano tany Harbin
Tapaka ny famatsian-drano nandritra ny efatra andro tao Harbin, tanàndehibe iray any avaratra atsinanan'i Shina, taorian'ny fipoahana nitranga tao amin'ny orinasan'ny akora simika ka nahatonga ny fandotoana ny ranony rehefa niparitaka izany.
Avy amin'ny tontolon'ny bilaogy Jordaniana -Ankivy amin'ny vokatra Isiraeliana (sept 2005)
Noho ny fialan'ny Israeliana, maro ireo zavatra voalaza ao amin'ny tontolon'ny bilaogy Jordaniana mikasika an'i Palestina, izay samy mikasika ny fialàna sy zavatra hafa. Biesan manoritsoritra ny fanesorana ho "andro manan-tantara ho an'ny vahoaka Palestiniana ary indrindra indrindra ho an'i Gaza".
Jordania: Fanehoan-kevitr'ireo bilaogera Jordaniana tamin'ny fanafihana balafomanga tao Aqaba
Nilaza izany tamin'ny feo iray ny bilaogera Jordaniana. Tsy mila Fampihorohoroana!
Masoarabo: Afovoany Atsinanana “an-tsary”
Tsy misy zavatra sarotra atrehina ankoatra ny fahaverezana namana akaiky sy ny manjoa ilay bilaogera monina ao Ejypta, Maryanne Stroud Gabbani, raha nanao veloma farany ho an'ny soavaliny Blue Boy ao amin'ireto sary ireto izy.
FOKO: Barcamp nahomby teto Madagasikara

Ny Asabotsy 4 oktobra 2008, natao tao Hotel IVOTEL, Ambohidahy ao Antananarivo renivohitra ny BarCamp Madagascar. Nokarakarain'ny FOKO, nahazo vatsy tamin'ny Rising Voices, ity no hetsika voalohany tahaka izany eto Madagasikara.
Vaovao farany: Fanafihana amin'ny balafomanga Katyusha tao Aqaba sy Eilat
Nitranga tao amin'ny seranan-tsambon'i Ranomasina Mena Jordaniana, ao Aqaba ny fipoahana balafomanga Katyusha, nilaza ny manampahefana fa re tao amin'ny faritra miaramila amerikana tsy azo nidirana ao amin'ny Seranan-tsambon'i Aqaba ao Jordania ny fipoahana.
Azia Atsimo: Fanehoan-kevitra tamin'ny Rivo-doza Katrina
Azia Atsimo: Fanehoan-kevitra tamin'ny Rivo-doza Katrina
Myanmar (Birmania) : Ny Barcamp Yangon voalohany
(Marihina fa tamin'ny volana Febroary 2010 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Fahombiazana lehibe ny Barcamp Yangon 2010 izay natao voalohany tao Myanmar (Birmania) nandritra ny roa andro, niaraka tamin’ny mpandray...