06 Novambra 2018

Tantara tamin'ny 06 Novambra 2018

Maneho Hevitra Momba Ny Star Wars Izao Tontolo Izao

  06 Novambra 2018

Mikaroka ireo lahatsoratra momba ny Star Wars nosoratan'ireo bilaogera maneran-tany aho amin'ny alàlan'ny tenifototra starwars+globalvoices ao amin'ny del.icio.us. Raha mahita lahatsoratra hafa momba ny Star Wars avy amin'ireo bilaogy iraisam-pirenena ianao, mba mandraisa anjara anatin'ny lisitra amin'ny fametrahana MIARAKA ny tenifototra "starwars" sy "globalvoices" eo aminy.

Voasakana tao Shina ny Wikipedia 

  06 Novambra 2018

(Marihina fa tamin'ny volana Oktobra 2005 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Voasakana tany amin'ny faritra maro tany Shina tamin'ny volana Oktobra 2005 ny .Wikipedia, rakibolana an-tserasera maimaim-poana mifototra amin'ny fiaraha-miasa sy ny fandraisana anjara. Tao amin'ny pejin'ny Wikipedia amin'ny teny Shinoa, nisy ny teny nilaza fa : ” Nanana olana...

Zeorzia-Rosia : Ady anaty Aterineto

  06 Novambra 2018

Ankehitriny, ady no eto amin'ity fanaovana karajia ity, Rindrin'ny tsy fahaizana mifankahazo, fifanomezana tsiny, fiampiangàna, fifanompàna ary ilaozan'ny olona izy, toy ny mpitsoaponenana. Androany, iray tamin'ireo olona fantatro no nanoratra tamiko hoe nialàny ilay vondrona. Toy ny hoe tsy misy intsony ny fitiavana sy ny fanembonana ny omaly. Androany, lasa tanin'ady

Sary avy any Indonezia: Manahoana, tsy miasa intsony ilay izy!

  06 Novambra 2018

(Marihina fa tamin'ny volana Novambra 2005 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) “Manahoana, tsy miasa intsony ilay izy” avy amin'i Budi Sukmana Mpitondra tuk-tuk any Bandung, Java Andrefana, Indonezia, manosika ny fiarany sy ny mpandehany mba tsy ho lena mandritra ny oram-be tampoka. Fanamarihana: Hitanay ity sary ity satria nanamarika izany niaraka tamin'ny...