Sary avy any Indonezia: Manahoana, tsy miasa intsony ilay izy!

(Marihina fa tamin'ny volana Novambra 2005 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

“Manahoana, tsy miasa intsony ilay izy” avy amin'i Budi Sukmana

Mpitondra tuk-tuk any Bandung, Java Andrefana, Indonezia, manosika ny fiarany sy ny mpandehany mba tsy ho lena mandritra ny oram-be tampoka.

Fanamarihana: Hitanay ity sary ity satria nanamarika izany niaraka tamin'ny marika “globalvoices” tao amin'ny Flickr ilay mpaka sary, ka nahatonga azy ho mora hitanay . Raha tianao ho hitan'ny toniandahatsoratra ato aminay ny sarinao, dia mariho “globalvoices” ihany koa ireo sarinao!

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.