Maneho Hevitra Momba Ny Star Wars Izao Tontolo Izao

Mrbrown(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Mey 2005)

Mikaroka ireo lahatsoratra momba ny Star Wars nosoratan'ireo bilaogera maneran-tany aho amin'ny alàlan'ny tenifototra starwars+globalvoices ao amin'ny del.icio.us. Raha mahita lahatsoratra hafa momba ny Star Wars avy amin'ireo bilaogy iraisam-pirenena ianao, mba mandraisa anjara anatin'ny lisitra amin'ny fametrahana MIARAKA ny tenifototra “starwars” sy “globalvoices” eo aminy.

Mibata ny loka ho an'ireo sary miavaka indrindra tamin'ny fijerena Star Wars i Mr.Brown.

Jereo ilay resaka momba ny fitoviana misy eo amin'ny Star Wars sy ny zavamisy ao Iràka ao amin'ny Raed in the Middle.

Mahita fitovizana amin'i Shina ny Bingfeng teahouse.

Ity fanitarana ity no tian'i Mack ao amin'ny BrandMalaysia kokoa.

Azonao jerena amin'ny alàlan'ny Mpanangom-baovao Bloglines an'ny Globalvoices (rohy maty) ito sy ireo lahatsoratra maro hafa.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.