Tantara tamin'ny 02 Mey 2018
Bolgara Mpiaro Tontolo Iainana, Nahazo Fandresena Goavana Teny Amin'ny Fitsarana Ny Tolony Ho Fiarovana Ny Valan-javaboarim-Pirenena Ao Pirin (#SavePirin)
"Vaovao goavana ho an'ny @zazemiata sy ireo olona an'arivony maro manohitra ireo drafitra hanimbàna ny valan-javaboarim-pirenena ao #Pirin Bolgaria #SavePirin"
Ekoatora sy Kôlômbia No Manefa Be Indrindra Amin'ilay Olan'ny Sisintany
Manakorontana ny dingana hikatsahana fandriampahalemana naharitra ela indrindra tao amin'ny ilabolantany ny fanamafisana ny fahafatesan'ireo telo mpanao gazetin'ny El Comercio.
Tatitry ny Mpisera : Tao Nikaragoà, Fihetsiketsehana Niteraka Fibahanana ireo Media Sasany, Fanafihana DDoS ary ny Fahafatesan'i Angel Gahona

Ao anatin'ity tatitry ny mpisera ity : Nikaragoà, Espaina, Tanzania, Shina ary Rosia, Facebook sy YouTube.
Côte d'Ivoire: Iza no namono ireo vehivavy mpanao fihetsiketsehana miisa fito ? (Lahatsary)
Niafara tamin'ny ra mandriaka ny Alakamisy 3 Martsa 2011 ilay noheverina fa ho diabe milamina . Vehivavy miisa fito no voalaza fa maty voatifitry ny tafi-piarovam-pirenen'i Gbagbo nandritra ny fihetsiketseham- behivavy izay nokarakaraina tao Abobo, tanàndehibe mpanohana an'i Ouattara, ao an-drenivohitra ara-toekarenan'i Abidjan.
Sary avy any Mali: Ny fitaterana ondry
(Marihina fa tamin'ny 22 Novambra 2006 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy) Ilay bilaogera Flickr, Johanne Veilleux, dia namoaka ity saripika nalaina tany Siby, Mali ity ary nanoratra hoe: “Eny...