Tantara tamin'ny 20 Avrily 2018
Laos: Fetiben'ny Hazakazaka Sambo
Manamarika ny faran'ny fifadian-kanin'ny Bodista any Laos sy any amin'ireo firenena mifanila aminy ny fetiben'ny hazakazaka sambo. Namoaka lahatsarin'ilay Fetiben'ny Hazakazaka Sambo nifarana vao haingana tao Pakse i Darly ao amin'ny vohikala Lao Voices. Tanàna iray ao amin'ny reniranon'i Mekong ao Laos Atsimo i Pakse, ary toeram-pivarotam-paritra goavana.
Tanjon'ny Fanontàna 2018: Mitondra ny Feon'ireo Firenena ao Miatrika Fifandonana ao MENA

Mba hanamafy ny feon'ireo firenena any amin'ny faritr'i Mena izay miatrika ady no tanjon'ny fanoratako: Siria, Yemen, Libyia, Palestina sy Sahara Andrefana.
Misafidy ny Eso ireo Bilaogy Maraokana amin'ny teny Arabo, ary Sahy Miaro Olona Iray Nivadi-pinoana ho Kristiana ny CAIR
Miatrika onjan-tsikera (Arabo) vaovao hafa indray ireo bilaogera Maraokana nisafidy ny hanoratra bilaogy amin'ny teny hafa (Arabo) ankoatra ny Arabo. Fanontaniana tsy maintsy novalian-dry zareo tamin'ny herinandro lasa teo ny hoe "Nahoana no tsy manoratra bilaogy amin'ny teny Arabo ianao?"
Nepal: Miomana Hiresaka Am-pilaminana ny Demôkraty sy ny Maoista
Taorian'ilay fahombiazana makotrokotroky ny Rivopanovàn'ny Aprily, tsy nihetsika loatra ny fifanarahan'ny antoko fito ho an'ny sasany, saingy azo antoka fa nivoatra tsy tapaka izany.
Ulises Padrón: “Ao Amin'ny Fiarahamonina [Kiobàna], Mihamiseho Ny Olona sy ny Vondrona LGBTQI”
"...[Na dia] ankasitrahan'ny firenena...karazan-jo manan-danja maro (ny fahasalamana, ny fanabeazana, ny kolontsaina, ny asa) misy zavatra hafa izay tsy mandeha amin'izay laoniny anefa ao amin'ny firenena sy ao amin'ny faritra."
Afghanistana: Andron'ny Vehivavy Ao Anaty Firenena Misafotofoto
Araka ny voalazan'ny Komisiona ho an'ny zon'olombelona, misy vehivavy anjatony maty voatifitra, namidy tamina lehilahy hafa, notapahana ny ampahan'ny vatan'izy ireo, toy ny sofina, orona ary rantsan-tànana
Taorian'ny fahamaizana namoizana aina tao Rosia, niteraka fahatezerana ny tsy firaharahiana sy ny fandotoana rindrina an-tserasera

Tsy ny tsi-firaharahian'ny manampahefana rosiana manoloana ny alahelom-bahoaka ihany eo amin'ny lafiny fitantanana ny krizy no asehon'ny voina tao Kemerovo, fa eo ihany koa ny faharefoan'ny fiarahamonina manoloana ny mpandoto rindrina, na ireo tohanan'ny fanjakana izany na hery hafa ivelany.
Fampahafantarana ny lahatsarin'ny Global Voices ao amin'ny Facebook – Ampio izahay hanaparitaka ny tontolon'ny GV amin'ny alàlan'ny fizaranao izany !

Angamba efa mety nahamarika izany tao amin'ny famahanam-baovaon'ny Facebook ny sasany taminareo... nanomboka namokatra horonantsary fohy avy amin'ny tantaran'ny Global Voices izahay tamin'ny volana May 2016 !
Kazakhstan: Mahita ny “fanafihan'i Shina tsy misy fitaovam-piadiana” ny bilaogera
Somary hita matetika ao amin'ny bilaogy amin'ny teny Kazakh ny lahatsoratra momba ny lohahevitra mifandraika amin'i Shina. Ireto ny sasany amin'izy ireo.
Pakistana: Veloma Musharraf!
Ny rikoriko sy ny tsy fitiavana an'i Mushrraf ary izay momba azy akaiky ihany koa no tena navoakan'ny voka-pifidianana.....Ho hitan'ny vahoaka avy eo fa tsy izany mihitsy ilay demokrasian'izy ireo izay mety hoe ahitana "fikambanan-kery" marefo sy feno ady mandrakariva, ary hoe mbola voavidy vola toy ny tamin'ny voalohany foana ireo mpitarika azy ireo