Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

22 Marsa 2018

Tantara tamin'ny 22 Marsa 2018

“Afrika sy ny Tononkalom-baovao”: Nanao Karajia Twitter Ho An'ny Tononkalo Manerantany Ny Global Voices

Ho fankalazana ny Andro Manerantany ho an'ny Tononkalo ny 21 Martsa 2018, hampiantrano fifanakalozan-kevitra ao amin'ny Twitter momba ny lohahevitra "Afrika sy Tononkalom-baovao" ny ekipan'ny Global Voices atsimon'i Sahara.

Inona No Novakian'ireo Mpamaky Ny Global Voices Tamin'ny Herinandron'ny 12-18 Marsa?

Tamin'iny herinandro iny, nahasarika mpamaky avy amin'ny firenena miisa 208 ny tantaranay sy ny fandikanteninay!

Tari-Dian'ny GV Raha Hitsidika An'i Taipei, Taiwan

Blaogim-Piarahamonina GV

I-Fan Lin, mpanoratra ato amin'ny Global Voices, mizara ireo toerana tsara aleha rehefa mandalo ao Taipei.

Saripika: Fivorian'ny GV Advocacy Tany Budapest

GV Mpisolovava

Mpikatroka marobe no nivory tao Budapest mba hiresaka momba ny fandrahonana ny fanehoan-kevitra malalaka antserasera sy hitady fomba hanaovana hetsika manohitra ny sivana manerantany.

Repoblika Dominikàna: Manontany momba Ny Ronono Omena ny Mpianatra

Amin'izay mety ho toa vaovao bitika tsy misy fiantraikany, ao anatin'ny raharaham-panafintohinana ronono ny Repoblika Dominikana ary efa nisy ny bilaogy nilaza fa ranon-tsiramamy no nomena ny mpianatra raha tokony ho ronono manontolo na ara-dalàna.