12 Marsa 2018

Tantara tamin'ny 12 Marsa 2018

Gay sy Lesbiana Talata Matavy 2018 ao Sydney Manome Voninahitra Ny Diabem-Pireharehana Voalohany Nakorontan'ny Herisetran'ny Polisy 40 Taona Lasa Izay

Hetsika manana tanjona roa ny Mardi Gras 2018 Gay sy Lesbiana ao Sydney - fankalazana maroloko ataon'ny vondrom-piarahamonina pelaka sy lesbiana, ary fankalazana ny faha 40 taonan'ny diabe voalohany tamin'ny taona 1978 izay nahitana mpandray anjara 53 nosamborina sy nampangain'ny polisy .

12 Marsa 2018

Fananganana Forum Mobcasting

Noho ny fanehoan-kevitra tsara azoko momba ny famoronana paikady fandraketana sy fandraisam-peo amin'ny finday amin'ny alalan'ny open source mora vidy, dia nametraka lisitra mailaka vaovao sy vondrom-piarahamonina Habaka ho an'ireo olona liana amin'ny fanatanterahana izany aho.

12 Marsa 2018