Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

12 Desambra 2017

Tantara tamin'ny 12 Desambra 2017

Songadina Amin'ny Fandaharana: Ny Ho Avin'ny Resadresaka Nomerika Ao Sri Lanka

Hitrandraka ireo fahafahana sy ny risika manodidina ny ankehitriny sy ny ho avy ny tontolon'ny aterineto ao amin'ny firenena izay taorian'ny ady, saingy tsy mbola taorian'ny fifandonana ireo mpandray fitenenana matihanina amin'ny media sy ireo mpitari-kevitra Sri Lankana.

Maraoka: Fiteny, Lahatsary Mozika, ary ny Fikarakarana “Hymen”

Niresaka lohahevitra samihafa ny tontolon'ny bilaogy Maraokana, tahaka ny fanamboarana indray ny hymen, ny lahatsary mozika Arabo.

Ny Show Global Voices Voalohany

Faly manambara ny voalohany amin'ny rakipeo vaovao amin'ny endrika gazetiboky ny Global Voices

Ny Fifaninanana Ghana Music Awards Faha-8

Mamahana bilaogy momba ny fifaninanana faha-8 tamin'ny Ghana Music Awards (Lokan'ny Mozika ao Ghana) i Museke

Fanapahankevitra Vao Haingana Noraisin'i Trump Momba ny Politika Ivelany, Mampanahy an'i Afrika

"Izany no fitondrantena tsy dia diplaomatika loatra ataonà lehilahy iray izay ny vinany sy ny politikany dia disoin'ny tsy fahafantarana tanteraka ny tontolo ivelany."