Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Miasa mafy isan'andro ireo mpirotsaka an-tsitrapo manerantany ato amin'ny fikambananay hitondra ho anao ireo tantara tsy voatatitra manerana izao tontolo izao -- Saingy tsy afa-manao izany samirery tsy misy ny fanampianao izahay. Tohano amin'ny alalan'ny fanomezana (fitia tsy mba hetra) hoan'ny Global Voices ireo tonia, mpahay teknolojia, mpanentana ara-piarovana ato aminay!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Ny Fifaninanana Ghana Music Awards Faha-8

(Marihina fa tamin'ny 30 Aprily 2007 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy)

Mamahana bilaogy momba ny fifaninanana faha-8 tamin'ny Fifaninanan-kiran'i Ghana i Museke: ” Nanomboka nifaninana tamin'ny Miss Ghana amin'izay ho fampisehoana fialamboly lehibe indrindra tao amin'ny firenena ny Ghana Music Awards. Tamin'ity taona ity, nahitana fampisehoana sy kaonseritra  izay mankalaza ny Hira Ghaneana ny fetibe.  Natao ny Sabotsy ny hetsika goavana ary nanomezam-boninahitra ny mpanakanto noho ny asany nandritra ny taon-dasa. “

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.