Tantara tamin'ny 06 Febroary 2017
Gara Iray ao Azerbaijan Alohan'ny Ahatongavana Ao Nagorno Karabakh, Mangina Rehefa Tsy Voadaroka Baomba
Tongasoa eto Kocharli: faran'ny lalana.
Tian'Ilay Didim-panjakana Momba Ny Fifindràmonina Ianao Hieritreritra Hoe Mora Ny Fahazoana Taratasy Hidirana Ara-dalàna Any Etazonia
Nefa ny tena marina, zavatra tena sarotra izany.
Mety Hiatrika 25 Taona An-tranomaizina Ilay Bilaogera Alzeriana Merzoug Touati Noho Ny Antsafa Nataony Tamin'ny Manampahefana Israeliana Tao Amin'ny YouTube
Niampanga an'i Merzoug Touati, bilaogera, tamin'ny "fanomezam-baovao fitsikilovana ho an'ny firenen-kafa", tao amin'ny lahatsarin'ny antsafa nalefa ho an'ny daholobe izay nifanaovany tamin'ny mpitondratenin'ny Minisiteran'ny Raharahambahiny Isiraeliana ny manampahefana Alzeriana.
Mandràra Amin'ny Fomba Ofisialy Ireo VPN Tsy Nahazo Alàlana i Shina
Nanakana ny tolotra VPN sasany any Shina nanomboka tamin'ny 2015 ny governemanta Shinoa, saingy ny politika ankehitriny dia manao ho ofisialy ny tsy maha-ara-dalàna ireo VPN sy mpampiatrano vohikala tsy voasoratra anarana.