Tantara tamin'ny 03 Mey 2016
Ho Fiarovana, Ilain'ny Mpanao Gazety Shinoa Ny Lalàna Mifehy Ny Fanaovana Gazety
"Rehefa tsy misy ny lalàna, raisintsika ny andraikitra sady afaka mifehy [ny haino aman-jery] araka izay itiavantsika azy isika."
Nahoana no Manalokaloka ny Adihevitry ny Kandidà ho Filoha ao Filipina ny Avelon'ny Nazi?
After being accused of corruption in a televised debate, the Philippine vice president conjured the ghost of Nazi propaganda minister Goebbels. Rehefa avy noampangaina ho nanao kolikoly tao amin'ny adihevitra tao amin'ny fahitalavitra, ilay filoha lefitra Filipina dia niseho ho alokin'ny fampielezan-kevitra Nazi an'i Goebbels.
Nanafoana Ny Fandefasana Ilay Sarimihetsika Momba Ilay Mpiaro Ny Tontolo Iainana Nisy Namono
Manome ohatra hafa amin'ny kolontsaina misongadin'ny tsimatimanota ao Kambodza sy ny halavan'ny tanan'ny governemanta hiarovana azy io izany fandraràna izany .
Matahotra Ireo Mpanohana An'ilay Mpanao Gazety Zoran Božinovski Fa Mety Ho Tratran'ny Fampijaliana Izy Raha Ampodiana Any Makedonia
"Ho tompon'andraikitra ny fitondram-panjakana Serba raha iharan'ny habibiana any am-ponja i Božinovski, mpanao gazety."
Tsena Mitsingevana Fivarotana Goavy ao Bangladesh
Naka sary ireo tazana mahafinaritra misy ny tsena mitsingevana ilay mpaka sary Md. Moyazzem Mostakim. Mampiseho ny sasany amin'ireo sariny tsara indrindra ny Global Voices.
‘Noterena Hisotro Ny Amaniko Aho’: Noafahana Taorian'ny 647 Andro Tany Am-ponja, Saingy Tsy Ho an'ny Rehetra Izany”
Noafahan'ny Fitsarana Avo Federaly ao Etiopia madiodio ireo lehilahy roa efa tany am-ponja nandritra ny 600 andro mahery noho ny fiampangana azy ireo tamin'ny fampihorohoroana. Saingy tsy tsara vintana tahaka izany kosa ilay lehilahy fahatelo.