28 Febroary 2014

Tantara tamin'ny 28 Febroary 2014

Los Inestables: Jery todika Ny Lasa, Miroso Ho Amin'ny 2014

Rising Voices

Nanatontosa lanonana farany taona tao an-tanànan'i Córdoba, ao Arzantina ny tetikasa nahazo vatsy 2013 tamin'ny Rsing Voices, ka nanatontosa fandraketam-peo ny sasany tamin'ireo mpandray anjara ary nizara izay fahaizana noratovin'izy ireo nandritra ny taon-dasa sy ny fanantenan'izy ireo amin'ny taona hoavy.

28 Febroary 2014

Mbola Tsy Nisoratra Anarana? Ampidiro Ny Bilaoginao Amin'ilay Fifaninanana BilaogyTsara Indrindra (Bobs)

Rising Voices

Misokatra indray hoan'ireo bilaogera manoratra amin'ny teny efatra ambinifolo isan-karazany sy sokajy marobe ny fifaninanana fanao isan-taona karakarain'ny Deutsche Welle. Ny fifaninanana - Best of Online Activism (Fikatrohana Antserasera Tsara Indrindra) - dia mikendry hampiroborobo ny fahalalaham-pitenena sy ny fanajana ny zon'Olombelona ao amin'ny Aterineto sy manerana izao tontolo izao.

28 Febroary 2014

Lalao Olaimpikan'ny Ririnina Any Sochi

Niresaka momba ny Lalao Olaimpikain'ny Ririnina faha 22 mialoha ny hanombohan'ny lalao tamin'ny 7 Febroary 2014 ny aterineto Rosiana. Fantatray tamin'ny alàlan'ireo mpitoraka bilaogy Rosiana izao fa ity no lalao...

28 Febroary 2014