Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

12 Septambra 2013

Tantara tamin'ny 12 Septambra 2013

Kiobà Mandoko Mavo Ho Fanohanana Ireo Gadra “Los Cinco” Any Etazonia

15 taona izay no nisamborana ireo Kiobàna dimy izay niditra tao amin'ireo vondrona mpanohitra an'i Castro tao Miami. Nisy ny fanentanana vaovao hitakiana ny famotsorana ireo efatra sisa mbola voafonja.

Solombavambahoaka Jordaniana Nitifitra Tamin'ny Kalachnikov Tao Amin'ny Antenimiera

Mpikambana ao amin'ny Antenimieram-pirenena Jordaniana no nitifitra solombavambahoaka iray nandritra ny fotoam-pivoriana androany. Tsy nisy ny olona naratra tao anatin'izany korontana izany

Misaona Ny Fahafatesan'i Ibrahim Mothana, Tanora Mpikatroka i Yemen

Namoy ny ainy tamin'ny 5 Septambra 2013 teo amin'ny faha-24 taonany ilay Yemenita Ibrahim Mothana. Fohy ny fotoana niainany saingy nanome aingam-panahy ho an'ny maro izay nahafantatra azy izy.

Sary Nanakorotana Tao Trinite

Polisy namono zatovolahy avy amin'ny faritra sahirana, ny media nanampy fanarabiana raha namoaka sary mampiseho olon-dehibe zoky olona nanao fihetsika tsy mahazatra.