Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Desambra, 2012

Tantara tamin'ny Desambra, 2012

30 Desambra 2012

Aza Manasaritaka Ny Vehivavy Ejipsiana!

Maryanne Gabbani, Kanadiana nivoaka an-tanindrazana sady bilaogera, namoaka lahatsoratra bilaogy vaovao nitondra ny lohateny hoe “Aza Manasaritaka ny Vehivavy Ejipsiana” hanaovany fanamarihana tantara roa henony vao haingana, izay nitranga tao amin'ny tanàna kely onenany. Nanomboka ny tantarany tamin'ny fijeriny ny vehivavy tao an-tanàna izy: Feno fanajàna ny vehivavy eto amin'ny...

Nifarana ny Fihainoana teny amin'ny Fitsarana ireo Mpikatroka Saodiana

Notontosaina ny andron'ny 29 desambra 2012 tao amin'ny Fitsarana ady heloka bevava tao Riyadh, nandritra ny fitsarana ampahibemaso izay vitsy dia vitsy ao amin'ity firenena ity, ny fihainoana farany ireo mpikatroky ny zon'olombelona Saodiana roa malaza i Mohammad Al-Qahtani sy i Abdullah Al-Hamid. Tamin'ny fotoam-pihainoana farany [mg], nanontanian'ny mpitsara ny mpiaro, ary nitohy izany...

Miteraka Fitakian-dRariny any Nepal ny Trangam-Panolanana tany Delhi

Tsy nanerana an'i India ihany no niteraka fahatezerana ny tranga-na fanolanana iarahan'ny maro natao fa niteraka fanafintohinana ihany koa tamin'ny firenena manodidina azy tahaka an'i Nepal. Tsy dia misy fahasamihafany amin'ny fiaraha-monina ao Nepal loatra ny fanjakazakan'ny lehilahy any India sy any amin'ny firenena atsimon'i Azia maro raha eo amin'ny resaka...

29 Desambra 2012

Fiainana Ara-pananahana Tapa-kofehy, Endriky Ny Vehivavy Breziliana Maneran-Tany?

Nandritra ny fandaharana "Fitsarana Jamba?" tamin'ny fahitalavitra tao Portiogaly, ilay Lehiben'ny Mpisolovava (Batonnier) ao amin'ny holafitry ny Mpisolovava ao Portiogaly, Marinho Pinto, dia nanambara fa "ny zavatra iray isan'ny be indrindra fanondran'i Portiogaly dia ny Mpivarotena". Goavana tokoa ny fiantraikan'izay tety anaty aterineto, ary nanoloana ny resabe tahaka izany, voaresaka...

Global Voices: Misy Dikany Ny Feo Tsirairay

GV Mpisolovava

Ny hevitra hoe misy dikany ny feo tsirairay dia tena mifanakaiky amin'ny hevitry ny Global Voices amin'ny maha-vovonana sy vondrom-piarahamonina azy. Raha nivondrona ny mpiserasera amin'ny aterineto hanao izay handrenesana ny feony amin'ny fotoana izay iadian'ireo manam-pahefana eto amin'izao tontolo izao hevitra ny amin'izay hitantana ny aterineto, nanapa-kevitra izahay ny...

Andro Faha-2 Ho Fampandrosoana An'i Amerika Latina 2012

Teknolojia mampangarahara asa

Nifarana tamin'ny Alahady 2 Desambra teo ny andro faha 2-n'ny hackathon isam-paritra ho fampandrosoana an'i Amerika Latina 2012, nokarakarain'ny Ciudadano Inteligente Foundation tany amin'ny firenena valo any amerika Latina. Taorian'ny asa mafy tsy ankiato 36 ora , dia nanomboka nanolotra ny tetikasany ireo mpandray anjara tany amin'ny faritra samy hafa...

Zanakavavin'ilay Mpanao Didy Jadona taloha no voafidy ho Filoham-Pirenena ao Korea Atsimo

Tamin'ny 19 Desambra 2012, Park Geun-hye dia voafidy ho Filoham-pirenena manaraka indray ao Korea Atsimo. Izy dia avy amin'ilay antoko ila havanana Saenuri party sady zanakavavin'ilay mpanao didy jadona taloha Park Chung-hee. Na dia teo aza ireo zava-bitan'i Park amin'izao izy vehivavy voalohany voafidy ho Filoham-pirenena ao anaty fiaraha-monina izay...

Bengladesy: Voakiana ny Haino Aman-Jery Noho ny Tsy Famonjena ireo Tra-Doza

Tamin'ny 9 Desambra 2012, novonoin-ko faty tamin'ny fomba feno habibiana i Biswajit Das 24 taona, nandritra ny fotoana fanakanan-dalana adiny 8 nataon'ny mpanohitra, teo anatrehan'ny besinimaro ary koa mpanao gazety maro avy amin'ny haino aman-jery maro izay sahirana naka sary sy nandrakitra lahatsary ity loza niseho ary tsy nanao na...

Aostralia : Fatwa Manohitra Ny Andro Noely

Hatezerana amin'ny aterineto no tohin'ny vaovao navoakan'ny fatwa momba ny fanoherana ny Noely heverina fa avy amin'ny iman ao amin'ny Mosquée Lakemba Sydney.

Nanohina An'i Meksika ny Fahafatesan’ilay Kolombiana Mpilalao Baolina Kitra Miguel Calero

Fanavaozam-baovao (4 Desambra 2012): Tamin'ny alalan'ny fanambarana an-gazety navoaka Facebook [es] no nilazan'ny Pachuca Football Club (Meksika) fa maty tamin'ny talata 4 desambra i Miguel Calero.  Nandalo fotoan-tsarotra ilay mpialalao baolina kitra Kolombiana taloha Miguel Ángel Calero sy ny fianakaviany. Nanaraka fitsaboana manokana avy amin'ny dokotera spesialista i Calero hatramin'ny 25 Novambra,2012 taorian’ny fahatapahan'ny lalan-drà...