03 Avrily 2008

Tantara tamin'ny 03 Avrily 2008

Bahrain: fiainana milamina anatin'ny fahasamihafàna

  03 Avrily 2008

Hatrizay hatrizay, efa aman'arivorivon-taonany lasa izay, Bahrain dia tanim-pilaminana izay ifangaroan'ny mponina maro samy hafa finoana, sy fiaviana. Tao amina tanàna tranainy iray, i Ràn'i Kristy (Ar), mpiblaogy iray avy ao Bahrain dia nahita sary iray izay mampiseho fiainana mirindra anatina fahasamihafàna. Fiainana mirindra anatina fahasamihafàna ao Bahrain. I Ràn'i...

Tanjona Maitso: Fahabangan'ny Teatira ao Praia

  03 Avrily 2008

Akory izato filazan'i João Branco [pt] momba ny fahabangan'ny trano fanaovana tantara tsangana ao an-drenivohitry Tanjona Maitso [Cap Vert] : “Eto Angamba no toeram-piaingantsika hifanontaniana hoe nahoana moa ity tanàna izay heniky ny fiainana, feno tononkalo,sy fifanoherana, sy loko isankarazany, sy hanitra, sy ny aingam-panahin'ny tsy hay vinaniana, eso, hevi-dravina,...

Zimbaboe : Mitanila ve ireo fantsona fampahalalam-baovaon'izao tontolo izao ?

  03 Avrily 2008

Tsikerain'i Dumisani ny fomba itateran'ireo fantsona fampahalalam-baovaon'izao tontolo izao ny vaovaon'ny fifidianana any Zimbaboe : It is shocking how the media in South Africa and that emanating mainly from countries in Europe and North America has gone ahead and made bold declarations about Zimbabwe’s recent election without paying much attention to...

Zimbaboe : Votsotra teo ampelatanan'ny Zanu PF ny Antenimieram-pirenena

  03 Avrily 2008

This is Zimbabwe no mampita ny vaovao farany votsotra teo ampelatanan'ny Zanu PF [Zimbabwe African National Union – Patriotic Front, antoko eo amin'ny fitondrana] ny Antenimieram-pirenena tamin'ny valim-pifidianana farany tany Zimbaboe : Latest news is that the ZEC have announced that the MDC have control of the House of Assembly!...

Zimbaboe : Ny famoahana izay valim-pifidianana

  03 Avrily 2008

Dumisani no manolotra fanazavana izay antony mampiadana ny famokarana ny valim-pifidianana any Zimbaboe : The mistake most people are making is that they see the result outside one polling station, take that as the overall result and then cry “that results are out. Why are they not being announced” and...

Zimbaboe : Mbola eo am-panisana foana …

  03 Avrily 2008

Ny blaogin'ny kubatana.net no mizara vaovao farany mikasika ny fifidianana filoham-pirenena any Zimbaboe : Zimbabwe state broadcasting says that the government is still collecting presidential ballots from across the country. Yeah right, pull the other one. I know we do things slowly in Zimbabwe but this is ridiculous. Never mind...

Qatar : Maro ny vehivavy noho ny lehilahy

  03 Avrily 2008

Manontany tena ao amin'ny blaogy Qatar Living i Diesel1210 izay mety ho vokatry ny “tsy fisahalana” [tsy fifandàjan'ny isa] misy amin'ny isan'ny lahy sy ny vavy any Qatar : Ever Wondered what is Qatar best know for, other then the Olympic ambition, the booming economy, the 2nd worlds largest Natural Gas...

Bolgaria: Manohitra ny “Fanelingelenana” ny Internet

  03 Avrily 2008

Ny 30 janoary. . Ny andrimpanjakana milaza fa fampiharana izay voalazan'ny Directive 2006/24/EC izy io, raha fanitsakitsahana ny fahalalahan'ny tsirairay kosa ho an'ny maro an'isa mampiasa internet any Bolgaria. Ny hetsika sivily Electronic Frontier dia namoaka fanangonan-tsonia (petition) (BUL) tamin'ny internet hanoherana ilay didy, olona efa maherin'ny 1150 sahady no...