Qatar : Maro ny vehivavy noho ny lehilahy

Manontany tena ao amin'ny blaogy Qatar Living i Diesel1210 izay mety ho vokatry ny “tsy fisahalana” [tsy fifandàjan'ny isa] misy amin'ny isan'ny lahy sy ny vavy any Qatar :

Ever Wondered what is Qatar best know for, other then the Olympic ambition, the booming economy, the 2nd worlds largest Natural Gas reserve…

Well well, Qatar is also know to have the world’s highest male to female ratio. to be more specific, for every 2 male you have one female or something close to that,

Gender imbalance may result in the threat of social unrest, especially in the case of an excess of low-status young males unable to find a spouse.

“Raha manontany tena izay mampalaza an'i Qatar ianareo, ankoatry ny faniriany ny handrombaka medaily Olimpika, sy ny firoborobon'ny toekarena, ary ny tahiry entona fandrehitra [gaz] faharoa lehibe indrindra eran'izao tontolo izao …

Eny e, isan'ny mampalaza an'i Qatar koa ny fananana ny taha avo indrindra raha ny isan'ny lahy mihoatra amin'ny vavy. Raha ambara amin'ny isa, dia vehivavy iray hoan'ny lehilahy roa na tsy manalavitra an'izany,”

Ny “tsy fisahalana” [tsy fifandànjan'ny isa] eo amin'ny lahy sy ny vavy anefa dia mety mitarika korontana ara-tsosialy, indrindra raha mirongatra ny isan'ireo tovolahy tanora tokantena izay tsy afaka ny hahita [izay hampakarina ho] vady.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.